- Publicité -
vendredi, juillet 11, 2025
AccueilFaits-DiversMahajanga : Miakatra an-tanàna ny voay

Mahajanga : Miakatra an-tanàna ny voay

Vokatry ny rotsak’orana nisesy tany amin’ny ilany andrefan’ny Nosy iny, dia niakatra avokoa ny rano tamin’ny faritra maro tao Mahajanga, taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Ava. Fokontany maro ao an-drenivohitry ny Faritra Boeny no mbola dibo-drano ankehitriny. Vokatry ny fiakaran’nny rano izay, dia niakatra an-tanàna nanaraka ny rano koa ny zana-boay, toy ny tranga hita nanomboka afak’omaly tao amin’ny Cité Tsaramandroso. Manoloana ny fiakaran’ny voay an-tanàna dia mihorohoro ireo mponina. Nisy tranga toy izao ihany koa tany Toliara taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Haruna ny taona 2013.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici