- Publicité -
mercredi, mai 14, 2025
AccueilFaits-DiversMahajanga : Olona maty tao anaty « violon »

Mahajanga : Olona maty tao anaty « violon »

Taitra ireo mpitandro ny filaminana nahita, fa maty tao anaty “violon” nihazonana azy  nihantona, ny olona iray nokasaina hoentina any amin’ny Fitsarana, ny sabotsy lasa teo. Tany Mahajanga no niseho izany, ny asabotsy  teo. Ity namoy ny ainy ity dia fantatra, fa nosamborina noho ny resaka asan-jiolahy niseho teny Amborovy, andro vitsivitsy lasa izay. Olona ahiana ho nandray anjara tamin’io fanafihana io. Efa misokatra amin’izao fotoana izao ny fanadihadiana mahakasika izao zavatra izao.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici