- Publicité -
mardi, mai 13, 2025
AccueilFaits-DiversMahajanga : Vazaha nosamborina tanaty hotely, namelaka tehamaina olona

Mahajanga : Vazaha nosamborina tanaty hotely, namelaka tehamaina olona

Nahatsikaiky ny fihetsika nataon’ity vazaha lahy 54 taona iray, tao amin’ny hotely iray tao Amborovy, ny 23 aprily 2017 tokony ho tamin’ny 08 ora sy 30 mn hariva. Nitsambikina avy teny amin’ny “plongeoir”’-n’ny dobo filomanosana izy  ka naratra ny handriny. Tezitra izy satria tsy namonjy azy ilay mpandray vahiny (receptionniste) atao hoe tao amin’ity trano fandraisam-bahiny ity ka nofelahiny ny tehamaina. Nahita izany ireo mpiara-miasa ao amin’ny hotely, dia niantso ny mpitandro ny filaminana. Nandefa zandary 4 , ny Cie Frontaliere GN Mahajanga ka naka io vazaha io nofotorana. Fantatra fa ao Mangarivotra ity vazaha ity no monina.

T.M.

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici