- Publicité -
lundi, juillet 7, 2025
AccueilFaits-DiversMahamasina : Mpangarom-paoasy roalahy voasambotra

Mahamasina : Mpangarom-paoasy roalahy voasambotra

Mihamahazo vahana ny asa fangoronam-paosy eto andrenivohitra. Ny andron’ny 26 oktobra 2014 teo, dia nisy olona tonga tao amin’ny biraon’ny kaomisarian’ny Polisy Mahamasina fa hoe misy mpangarom-paosy eo amin’ny arrêt taxi-be Mahamasina, ka avy hatrany dia nentina teny an-toerana ny Polisy. Tra-tehaka teo am-panaovana ny asa ratsiny ny roalahy, ka nentina avy hatrany tany amin’ny biraon’ny polisy mba hofotorana. Niaiky ny heloka vitany izy ireo ka nilaza fa vola eo amin’ny 20.000 ariary ka hatramin’ny 100.000 ariary no azon’izy ireo isan’andro ary ankoatra ny vola dia mangalatra finday koa ry zareo ka nahitana  roa tany aminy.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser