
Ny marainan’ny alatsinainy faha- 27 Oktobra taona 2025 teo iny no nanao fanambarana niraisana, ireo mpandraharaha ny fonja aty Maevatanàna an-tampon-tanàna ny hanamafisana ny fangatahana misy manerana ny Nosy no nana-pakevitra ny tsy handray olona hampidirana am-ponja ihany koa ireto farany. Takian’izy ireo ny hisian’ny Sekreteram-panjakana misahana ny fandrahana ny fonja eto Madagasikara mba ahafahana mametraka ny fahaleovantena ara-pitatanana. Eto am-pamaranana ny lahatsoratra dia tsara hatrany mampahafantatra fa efa iray volana mahery no nisian’ny fitokonana nataon’ireo mpandraharaha ny fonja aty an-toerana.
Ratantely


