- Publicité -
vendredi, juillet 18, 2025
AccueilFaits-DiversMananara Avaratra : Lakana motera nivadika, vehivavy roa maty

Mananara Avaratra : Lakana motera nivadika, vehivavy roa maty

Vokatry fivadihan’ny lakana mandeha motera nitondra mpandeha sy entana marobe eto anelanelan’ny Masoala sy Imorona, 40km miala ny distrikan’i Mananara, ny akamisy lasa teo,  dia vehivavy roa no maty, olona 15 hafa avotra soa aman-tsara, ka anisan’izany ny tompon’ny lakana. Araka ny vaovao voaray dia ny zoma teo vao hita ny razana iray. Raha ny vaovao voaray hatrany dia noho ny vesatra be loatra nentin’ity lakana avy any Soanierana Ivongo ho an’ Imorona ity no nahatonga ny loza.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici