- Publicité -
samedi, septembre 5, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversMananjary : Rangahy mamo nitondra moto, maty tsy tra-drano voadonan’ny fiara

Mananjary : Rangahy mamo nitondra moto, maty tsy tra-drano voadonan’ny fiara

Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana ain’olona indray tany Mananjary ny farany herinandro teo. Lehilahy iray nitondra moto no maty tsy tra-drano voadonan’ny fiara. Raha ny vaovao voaray avy any an-toerana, dia avy nisotro toaka tamina « bar » iray ity rangahy ity, ka mamo ary nirimorimo mafy niaraka tamin’ny soavaliviany, dia izao niharan-doza izao. Noho ny fandehanana mafy loatra dia nipitika metatra maromaro ny moto nentiny ary nidona tamin’ny vodihazo ka nitarika ny fahafatesany.

Manitrisa

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser