- Publicité SW45 -
samedi, juillet 27, 2024
AccueilFaits-DiversMandoto : Basy vita gasy tratra

Mandoto : Basy vita gasy tratra

Ny alatsinainy teo no saron’ny zandary mpisava eny an-dalana  ny fiara  baché Dacia iray, teo Mandoto no nisehoan’izany ka dia tratra teny amin’ity mpamily ny basy vita gasy iray miaraka amin’ny chargeur miisa enina(cal 9mm), marihina fa niaraka tamin’ ny zaza havany ilay rangahy, avy hatrany  dia niditra « fourrère » ilay fiara ary nosamborina kosa ilay mpamily mba hatao famotorana ny antony hitazonany ity fitaovam-piadiana sy ny  mety hampiasany an’izany.

ALEM

- Publicité -
- Publicité Google Ads -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser