- Publicité -
samedi, septembre 13, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversMandritsara : Mpitandro filaminana 4 voatifitry ny dahalo

Mandritsara : Mpitandro filaminana 4 voatifitry ny dahalo

Taorian’ny fahaverezan’omby tao Andohajango, any amin’ny Distrika Mandritsara, ny 24 jona teo, dia raikitra nyfanarahan-dia nataon’ny mpitandro filaminana sy ny Fokonolona tany an-toerana. Rehefa tonga teo amin’ny toerana iray voalaza fa kizo fieren’ireo mpangalatr’omby, dia raikitra ny fifandonana teo aminy sy ireo dahalo. Raha ny vaovao voaray, dia mpitandro filaminana mpanara-dia  efatra (Zandary roa sy Miaramila roa) ary olon-tsotra mpanara-dia naratra voatifitra. Efa manaraka fitsaboana ao amin’ny Hopitaly Vaovao Mahafaly ao Mandritsara izy ireo, ary tsy misy atahorana ny fahasalaman’ ireo voatifitra, hoy ny mpitsabo.

Eric Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici