- Publicité -
dimanche, août 24, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-Divers“Mercedes blindée” an-dRavalomanana : Tsy nitaky vola ny vadin’i Alain Ramaroson

“Mercedes blindée” an-dRavalomanana : Tsy nitaky vola ny vadin’i Alain Ramaroson

Nandefa “droit de réponse” tamin’ny gazety Ramatoa Olga Vaomalala R. izay vadin’Atoa Alain Ramaroson. Avoakanay iray manontolo eto ambany ny teniny.

Tendrom-po tsy mba namana, ka naleoko mihintsy tony vao mamaly . Tsy nisy mpanao gazety nanatrika ny fifampiresahako tamin’Andriamatoa Ravalomanana ka raisiko fiantsiana sy fiandaniana  ny resaka toa ireny.  Malalaka ianareo mpanao gazety manadihady sy manontany vao manamafy. Vadintany sy mpanampy iray,mpiasan’ny groupe Tiko roa ary gendarmes telo no naka ny fiara  Mercedes iray. Tsy nisy disadisa na fitakiana vola teo ary naira-nahita fa tsy teo ilay Mercedes iray hafa. Ny mahazendana indrindra  dia efa telo volana teo ho eo izany fifanantonana izany.30 desambra no nakana ilay fiara, ary 10  janvier vao atao à la Une. Ny iriako dia ny fifanantonana vao manao affirmation.

 Olga Vaomalala R.

- Publicité -
Suivez nous
414,384FansJ'aime
12,533SuiveursSuivre
1,820AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

1 COMMENTAIRE

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici