- Publicité -
jeudi, juillet 3, 2025
AccueilFaits-DiversMiandrivazo sy Mahabo : Mandravarava ny valala, atahorana ho rotika...

Miandrivazo sy Mahabo : Mandravarava ny valala, atahorana ho rotika indray ny voly vary

Mirongatra ny andiam-balala any amin’ny distrikan’i Mahabo ka hatrany Miandrivazo ary hita efa manidina an-kilaometatra maromaro izany, satria isaky ny folo ka hatramin’ny roapolo kilaometatra dia ahitana andiam-balala amin’iny lalana avy eo Mahabo ka hatrany Miandrivazo iny, raha ny vaovao voaray, ka atahorana, noho izany, ny momba ireo voly vary izay efa akaiky hiakatra ankehitriny, araka ny nambaran’ireo olona nandalovan’ireo andiam-balala ireo dia tsy mbola nisy ny ekipa tonga namono ny valala tany an-toerana, nahazoana sy nanoratana ny lahatsoratra. Manaitra ny tompon’andraikitra ny mponina mba hijery akaiky izao fahavoazana lehibe mety hahazo ny mpamboly izao.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici