- Publicité -
vendredi, mai 9, 2025
AccueilFaits-DiversMiaramila manampy zandary : Tsy atokisan’ny mpiaro ny zon’olombelona

Miaramila manampy zandary : Tsy atokisan’ny mpiaro ny zon’olombelona

Isan’ny nivaingana tao anatin’ny tatitry ny fivondronan’ireo fikambanana izay misahana ny fiarovana ny zon’olombelona ny fanakianan’izy ireo ny lalàna momba ny fametrahana ireo miaramilan’ ny « Détachement Autonome de Sécurité »(DAS) izay manampy ny zandary any ambanivolo rehetra any. Nohitsin’izy ireo tao anatin’ny tatitra fa be loatra ny tsy mety ataon’ireo miaramilan’ny DAS ireo any amin’ny faritra izay tokony harovany. Manainga ny governemanta arak’izany izy ireo ny mba hanao fanaraha-maso hentitra ireo mpitandro ny filaminana ireo, indrindra mahakasika ny fiarovana ny zon’olombelona.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser