- Publicité -
mercredi, juillet 16, 2025
AccueilFaits-DiversMoramanga : Ezaka maro ho an’ny vahoaka

Moramanga : Ezaka maro ho an’ny vahoaka

Efatra no voan’ny diabeta tamin’ireo 46 nanao fitiliana ary tsy voan’ny katarakta kosa tamin’ireo 38 nanao fizahana fa marary maso tsy mila fandidiana fa azo tsaboina amin’ny alalan’ny fanafody.Fanatsarana ny zaridainan’ny kaominina sy ny eo amin’ny distikan’i Moramanga no asa soa nataon’ny fikambanana « lions club district 403B2 » Moramanga.Niarahana niasa tamin’ny manam-pahaizana manokana amin’ny fikarakarana zaridaina sy ny ONG DEFI ny fambolena sy fanatsarana ny zaridaina ho lasa toerana azo itsangatsanganana.Tafiditra ao anatin’ny fandaharan’asa dimy hotanterahin’ity fikambanana ity izao natomboka ny asabotsy  24 oktobra izao.Miara-miasa akaiky amin’ny tanora eto Moramanga ihany koa ity fikambanana ity, izay hanomezana fiofanana azy ireo ho tonga tompon’andraikitra eo amin’ny fiainany.Hitohy eny anivon’ny sekolim-panjaka amin’ny fijerena ny nify sy ny ativava ny ezaka manaraka.

CATHY

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici