- Publicité -
mercredi, décembre 31, 2025
AccueilFaits-DiversMoramanga : Tovolahy iray nitondra " môtô ", maty tsy tra-drano ary...

Moramanga : Tovolahy iray nitondra  » môtô « , maty tsy tra-drano ary nipotsaka atidoha voahitsaky ny kamiao

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina nahafatesana olona indray tany amin’ny RN2, ny harivan’ny zoma teo, tokony ho tamin’ny 5 ora, tao Antsahatsaka, 6 km miala an’i Moramanga tampon-tanàna. Fiara lehibe iray no nanitsaka tovolahy iray vao herotrerony nitaingina môtô, ka maty tsy tra-drano ity farany, izay voahitsaky ny kodiaran’ilay kamiao lohan’ity niharan-doza, ka nipotsaka tery an-tsisin-dàlana ny betrony (atidohany).

Eric Manitrisa

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici