- Publicité -
vendredi, juillet 11, 2025
AccueilFaits-DiversMoramanga : Vonona amin'ny fandraisana ny fankalazana ny vehivavy

Moramanga : Vonona amin’ny fandraisana ny fankalazana ny vehivavy

Handray ny fankalazana rezionaly ny andron’ny 8 mars 2018 ny distrikan’i Moramanga.Tafiditra ao anatin’ny fanomanana ny komity mpikarakara amin’izao fotoana izao. Tonga teto Moramanga ny talem-paritry ny ministeran’ny mponina sy ny fiahiana ara-tsosialy ary fampivoarana ny vehivavy Alaotra Mangoro Ramerijaona Parfait nanampy tamin’ireo torohevitra fanatsaràna ny lamina sy ny toromarika sasany ny andron’ny 12 febroary 2018.Feno tanteraka ny fandaharam-potoanan’ireo vehivavy izay ho tonga eto Moramanga  raha ao anatin’ny roa anadro ny fankalazana dia ny 7 sy ny 8 mars 2018 .Amin’ity taona ity dia hiakatra etoMoramanga avokoa ireo vehivavy rehetra avy any amin’ny kaominina manodidina rehetra raha fantatra fa 22 ireo kaomonina ivelan’ny kaominina ambonivohitr’i Moramanga ary distrika efatra ankoatry ny distrikan’ny Moramanga no ho tonga. Fanamarihana miavaka ny amin’ity taona ity.Raha toa ka efa teto ny fankalazana rezionaly ny 2017 izay tsy tontosa nohon’ny fandalovan’ny loza voajanahary ny andron’ny fankalazana .

Cathy

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici