- Publicité -
dimanche, août 17, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversMorombe : Ombina Ben’ny tanàna lefitra 40 mahery lasan’ny dahalo

Morombe : Ombina Ben’ny tanàna lefitra 40 mahery lasan’ny dahalo

Nitrangana asan-dahalo indray tany amin’ny Distrikan’i Morombe, Faritra Atsimo Andrefana, afak’omaly alina, ka ombina Ben’ny tanàna lefitra a 40 mahery no lasan’ny malaso nitam-basy, tao Bekoropoka. Raha ny vaovao voaray, ny andian-dahalo tarihan’ny Dadilahy sy Manjo no nitondra ireo omby ireo nitsoaka niampita ny reniranon’i Mangoky, rehefa nandalo tao Bemoky ny dian’ireo omby. Manoloana ny firongatry ny asan-dahalo nahazo laka indray tato ho ato, dia manao antso vonjy  amin’ny fitondrana foibe ny mponina any an-toerana; izay mihorohoro mafy sy mandry andriran’antsy lava ankehitriny.

Eric Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
414,384FansJ'aime
12,533SuiveursSuivre
1,820AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici