Nitrangana lozam-pifamoivoizana an-dranomasina indray tany Morondava ny alakamisy lasa teo, tokony ho tamin’ny 11 ora antoandro. Botry motera sady misy lay mampitohy an’i Morondava sy Belo Tsiribihina nitondra entana sy mpandeha no rendrika sy fefika. Olona mianaka no maty tamin’izany, efa hita ny nofo mangatsiakan’ilay ramatoa, fa hatramin’ny ora anoratanay izao kosa dia tsy mbola hita ny fatin’ ilay zaza. Tato ho ato,vokatry ny andro ratsy amin’ny ilany andrefana sy atsimon’ny Nosy iny, nitombo isa ny botry rendrika izay fitaovam-pitaterana be mpampiasa amin’iny faritra iny. Loza nitranga farany teo izao tao amin’ny distrikan’i Morombe.
Créer un compte
Bienvenue ! Créer un compte
Un mot de passe vous sera envoyé par courriel.
Récupération de mot de passe
Récupérer votre mot de passe
Un mot de passe vous sera envoyé par courriel.
Articles qui pourraient vous intéresser