Roa herinandro katroka taorian’ny tsy nahitàna popoka an’i Francky sy Jenny dia fantatra fa hiakatra fitsarana anio ny rainy izay efa nidoboka am-ponja hatramin’ny niandohan’ity herinandro ity. Raha tsiahivina dia naterin’ny havan’ny reniny tao amin’ny polisy misahana ny raharaha mahakasika ny zaza tsy ampy taona izy mianadahy tamin’ny zoma lasa teo. Teo vao fantatra fa tena ninia nitsoaka ireo adolantsento, noho ny filazany fa mijaly izy ao amin’ny rainy. Efa maty vady io farany ary dia izy irery no miahy ireo zanany roa, 15 taona ilay vavy ary 14 taona ilay lahikely. Tsy kidnapping velively araka izay petra-kevitra nandeha izany no nahazo azy mianadahy fa kosafitsoahananytranonytetsyAnosizatoaryfierenatanyamin’nyhavan’nymamany, nohoizayfijaliana na fampijalianaizaynolazainy fa nanjoazydahyizay. Amin’ny maha-tsyampytaonaireompianadahy dia nyhavany no nandray an-tànananyfametrahanafitorianaizaynitarikanyfampidiranaam-ponjailayraim-pianakavianarehefanatolotranyfampanoavanatamin’nyvoalohan’nyherinandrolasateo. Betsakanysiosion-dresakanandehanandritrynytsyfahitànaazyroaarynytenanatahorana dia nyfakàna an-keriny. Tsynisyanefanyantsonandehatanyamin’nyhavany na dia nandefatamin’nytambajotrasosialyaryhitan’nyolonamarobeazanylaharanaizayhahazoanaazyireoamin’nyfampitam-baovao. Vao mainkaniharatsynysainasatriarahatsyfakàna an-kerinyizany dia mety ho zavatrahafaizaymety ho ratsiraitsykokoanohoizaynynanjoireozazatsyampytaona. Nilaminaihanyanefaizanyrehetraizanyrehefanaterinatenyamin’nypolisyireozazaherinandrotatyaoriana. Nyrainykosa no tsyafa-belarehefanisynyfanadihadiananisokatranohonyfitoriana. Tsymbolafantatraizaymety ho endrikafampijalianananjoiretozazaireto, nympanaofanadihadianasynympitsaraihany no afakamamantatraizany. Nyfitsarànamahakasikanyzazatsyampytaonarahateo dia tsyazoatrehin’nyrehetra.
D.R





