- Publicité -
vendredi, juillet 11, 2025
AccueilFaits-DiversNanisana : Tovolahy nihazakazaka maraina voadonan’ny fiara, maratra mafy

Nanisana : Tovolahy nihazakazaka maraina voadonan’ny fiara, maratra mafy

Tovolahy iray vao 16 taona nihazakazaka maraina no naratra mafy tsy mahatsiaro tena nodomina fiara 4×4, omaly naraina tokony ho tamin’ny 5 ora sy sasany, tetsy Nanisana. Mafy dia mafy tokoa ny dona nihatra taminy satria dia niakarapoka mafy tamin’ny tany izy, ary tapaka mihitsy ny tanany havia ary mivonto be ny farahatony. Raha ny fanazavana voaray dia niala mpandeha an-tongotra hafa niampita tampoka ity fiara tsy mataho-dalana ity no tafakatra teny ambony “trottoir” ka nifatratra tamin’ilay tovolahy? izay niara-nihazakazaka tamin’ny namany maromaro vao maraina teny amin’ny sisin-dalana.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici