Adinfaeon’ i Midi indray ny fombafomba afahana mamaky ny Necrologie, tsy maninona fa mandeha tsara foana ny varotra fahoriana ataony e. Tsy maninona na tsy mety halehibeazina sy tsy azo vakiana ara ny Filazanareo, mandroso foana ny Bizna ny azy..
Miala tsiny tompoko raha manampy ny teny hataon’ny namana etsy ambony ,fa tato ato tokoa ary efa manomboka maharitra mihintsy ;dia tena tsy voavaky intsony ny filazana manjo ,tsy toy ny politika ;nefa anisan ny zava dehibe koa indrindra ho anay aty lavitra ;koa miangavy re raha mbola misy tompon’ andraikitra mba handamina ity toe javatra ity
mampalahelo nrehefa dinihina lalina . .
Misaotra indrindra ho anareo rehetra tonga nanotrona sy nampahery anay, eny fa na ireo izay nanam-pikasana koa kanefa tsy afaka, tamin’ny Lamesa fisaorana an’Andriamanitra sy ho fialan-tsasatry ny fanahin’i Docteur RIBAIRA Edmond, izay tontosa tao am EKAR Ambatonilita St Vincent De Paul ny Asabotsy 23 Novambra 2024 teo. Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie sady Tompon’ny Voninahitra, homba antsika tsy ankanavaka handrotsaka ny fitahiany amin’ny tsirairay avy.