- Publicité -
samedi, août 16, 2025
- Publicité -
AccueilNécrologieNécrologie du 27 juin 2025

Nécrologie du 27 juin 2025

Cliquez pour agrandir

- Publicité -
Suivez nous
414,384FansJ'aime
12,533SuiveursSuivre
1,820AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

1 COMMENTAIRE

  1. Z-ovy no tsy manampo fa samy ho tojo fodiana,
    A-naty tranga mpiseho nofaritana ho « fahoriana » ?
    N-a an-tsaha na am-bohitra, iny samy mbola variana,
    A-kaito, ny lahatra, soko miandry izay hiaviana…
    K-ajakaja fanao tamim-piankohonana,
    A-ndraikitra sahanina tamin’ny fiaraha-monina,
    N-o indro nifarana tamim-pahanginana…
    D-eraina ny Mpahary nanome ny Zanakandriana
    R-abetafika – Ranjeva Yvette ho isan’ny fahamboniana :
    I-ndreo sehatra maroloha, nahombiazany avokoa !
    A-ndriamanitra tompon’ny lavorary
    N-o hanolotra dimby ka hampanjary,
    A-mpoizina ho tsangy ka haary.
    ———————–
    Mandria am-piadanana Ny Andriambavy,
    tsangam-bato iaraha-mahita ny asa vita!
    « ianao sy ny asanao tsy mba maty » …
    ———————–
    Soli Deo Gloria – a.v.n. – 15 aogositra 2025

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici