- Publicité -
lundi, octobre 13, 2025
AccueilFaits-DiversRanohira : Nifampitifitra ny polisy sy dahalo

Ranohira : Nifampitifitra ny polisy sy dahalo

Ady anaty akata tanteraka. Andaniny, ny polisy izay nampian’ny zandary sy ny miaramila. Ny ankilany kosa, andian-dahalo izay niaraka tamin’ny omby 40 isa nangalarin’izy ireo. Tsy nifampitsitsy ny roa tonta ary nanakoako ny feom-basy tao Manombobe, kaominina Andohanilakaka ny alatsinainy teo. Dahalo iray no lavo raha vaky nandositra kosa ny namany. Nisy naratra voatifitra ny iray tamin’ireo fokonolona izay nanampy tamin’ny fanarahan-dia ny dahalo. Ireo omby rehetra kosa dia efa tafaverina soa aman-tsara tamin’ny tompony.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici