Mitohy hatrany ny fanadihadiana atoan’ny polisy, mikasika ilay famonoana ny zanaky ny minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena. Fantatra izao fa efa nohenoin’ny polisy ihany koa ny mpamily ilay fiara nitondra anin’ireo olona roa namoy ny ainy sy ny rahavavin-drenin’ilay ankizy vavy. Ny vaovao moa no nahalalana fa, tamin’ny fotoan’ny tifitra niseho, tsy tao anaty fiara izy.
Articles qui pourraient vous intéresser