- Publicité SW45 -
dimanche, septembre 8, 2024
AccueilFaits-DiversNosy Be : Jiolahy nahatratrarana kalach 4 maty voatifitra

Nosy Be : Jiolahy nahatratrarana kalach 4 maty voatifitra

Jiolahy anisan’ny tena nampitondra faisana ny any amin’iny faritra avaratry ny nosy iny, indrindra ny tao Nosy Be, no fantatra fa maty voatifitry ny zandary, omaly tany an-toerena. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa na dia efa izao voasambotra izao aza izy ireo dia nikasa handositra. Nanao fampitandremena ny mpitandro filaminana nefa tsy nijanona ry zalahy. Farany, voatery nampiasa ny fitaovana teny aminy ireo zandary ka tamin’izany no nahafaty an’ireo olon-dratsy ireo. Tamin’ny fisamborana natao dia nahatratrarana basy kalaky efatra sy bala 21 ireo olona ireo. Efa mandeha ny fanadihadiana atao mikasika ny nahazoan’izy ireo izany basy mehery vaika izany.

r.s.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser