- Publicité SW45 -
samedi, juillet 6, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversOmbay mitady : Fito andro tsy hita Ralekatoto

Ombay mitady : Fito andro tsy hita Ralekatoto

Tsy hita nanomboka ny andron’ny 21 desambra lasa teo Raheriarisera Jean Donné, fantatry ny maro amin’ny anarana hoe «  Ralekatoto », 27 taona, ary monina ao Manjakaray II D. Raha ny filazan’ireo nahafantatra azy dia teny amin’iny faritra manodidina ny Tsenan’Andravoahangy iny no nahitana azy farany, ary tsy hita tany nanjavonana intsony taorian’izay. Akanjo ambony fotsy misy capuchon ary pataloa fohy no nanaovany tamin’io fotoana io. Marihina fa tsy dia salama saina loatra izy, araka ny filazan’ny havany. Koa iangaviana izay mahita azy na manam-baovao mahakasika azy mba hampandre ny mpitandro filaminana na hiantso avy hatrany ny laharana 033 19 613 74 / 038 87 367 52

m.L

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici