- Publicité -
mercredi, juillet 9, 2025
AccueilFaits-DiversOmbay mitady i Rina

Ombay mitady i Rina

Ny faha-5 aogositra lasa teo tamin’ny 10 ora no niala tao amin’ny tranony eny Bemasoandro Itaosy ny ankizy vavy iray Randrianarivo Malala Tsiky Rina antsoina hoe Rina 17 taona. Hatramin’izao, araka ny filazan’ny ray aman-dreniny, tsy mbola hita izay misy azy. Mirefy 1,50 m, lava volo ary salama saina tsara. Efa nitady azy ireo havany ary efa nametraka filazana tany amin’ny polisy misahana ny zaza tsy ampy taona. Koa miangavy ireo rehetra afaka manome vaovao mikasika ity ankizy vavy ity izy ireo hampandre ny polisy ao Tsaralalana na koa hiantso ny laharana finday 033 29 762 77 ; 033 02 849 87.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici