- Publicité SW45 -
dimanche, mai 19, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversOniversite Mahajanga : Dosie maromaro levon’ny afo

Oniversite Mahajanga : Dosie maromaro levon’ny afo

Nisy firehetana nitranga tao anatin’ny fari-piadidian’ny oniversiten’i Mahajanga ny asabotsy alina teo. Raha araka ny fantatra dia tao amin’ny efitrano iray izay isan’ny misy dosien’ny mpianatra no nirehitra. Tsy mbola voamarina kosa na nisy nandoro izany na koa noho ny antony hafa. Raha ny fantatra dia ao anatin’ny fialan-tsasatra ankehitriny ny mpianatra eo anivon’ity oniversite ity.

- Publicité -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser