- Publicité -
samedi, juillet 12, 2025
Accueil Blog Page 47

Ampefiloha : Vehivavy mpisoloky anaty taxibe voasambotra

0
Tanà : Roalahy manao fanamiana polisy manery mandoa vola

Ela ny ela, hoy ny mpanara-baovao. Voasambotra tetsy Ampefiloha ilay ramatoa malaza ratsy amin’ny resaka fisolokiana famerim-bola anaty taxibe, ny andron’ny sabotsy teo, araka ny fampitam-baovaon’ny pôlisy.

Ny zava-nisy, raha ny vaovao hatrany dia nitranga savorovo tao anaty zotram-pitateraka iray teny an-toerana ka niditra an-tsehatra avy hatrany ireo pôlisin’ny fifamoivoizana. Ny antony dia tsy iza fa ilay ramatoa lehibe, fantatry ny maro amin’ny fisolokiana famerim-bola ao anaty taxibe. Efa nanao ny fanaony indray mantsy ilay ramatoa, kanjo nisy nahatsikaritra ary raikitra ny fifamaliana. « Efa nisy tamin’ireo mpandeha mihitsy no handeha hikasin-tanana azy» hoy ny pôlisy.

Tsiahivina fa efa maromaro ihany ireo mpanampin’ny mpamily voan’ity farany, hoy ny fampitam-baovao, ary vao tsy ela akory, ny herinandro lasa teo no tao anatin’izany savorovoro izany ity ramatoa ity, teny amin’iny faritra Ambodimita ity. Tranga izay nanjary nalaza tsy fidiny tao anaty tambazotra sosialy moa. Ary dia io niverina tao anaty zotra 138 tetsy Ampefiloha io. Mbola io ramatoa io ihany no fositra, hany ka voatery nisambotra azy ireo pôlisy. Marihana fa mitovy hatrany ny fomba fiadiny, entina hamelezana ireo mpanampin’ny mpamily. Mody mitaky famerim-bolan’ny saran-dalana izay tsy nomeny akory izy ka raha mamaly ilay resevera dia rahonany amin’ny fangalàna sary na mody miantso mpitandro filaminana amin’ny finday ny anao vavy.

Ao anatin’ny famotorana azy tanteraka moa ireo pôlisy amin’izao etsy amin’ny biraon’ny kaomisaria foibe etsy Tsaralalàna, ary heverina fa atolotra ny Fampanoavana anio ny raharaha.

m.L

Talatamaty : Un motard blessé dans une collision avec une voiture

0
Tanà : Roalahy manao fanamiana polisy manery mandoa vola

Un accident corporel de la circulation s’est produit ce samedi 21 juin, aux alentours de 10h15, sur la RN4 à Talatamaty, dans le district d’Ambohidratrimo. L’accident s’est déroulé en zone urbaine, en face de la société GALANA. Un véhicule de marque Renault, sortant du portail nord du supermarché « SUPER U » de Talatamaty, s’était engagé sur la chaussée. Alors que tous les véhicules, immobilisés par un embouteillage, s’étaient arrêtés pour lui céder le passage, une moto de marque Cygnus 125cc, transportant deux personnes et venant de Talatamaty en direction d’Ambohibao, a surgi soudainement et a heurté le véhicule. Une jeune femme de 21 ans, passagère de la moto, a été blessée. Des dégâts matériels ont également été constatés sur les deux véhicules. Alertés, trois agents de la brigade de Talatamaty se sont immédiatement rendus sur place pour porter assistance, constater les faits et mener l’enquête préliminaire. À leur arrivée, la personne blessée avait déjà été évacuée vers l’hôpital luthérien d’Ambohibao Antehiroka pour recevoir des soins d’urgence. Les deux véhicules impliqués étaient restés sur place, facilitant ainsi les premières constatations. L’enquête préliminaire a rapidement désigné comme cause principale de l’accident l’imprudence du conducteur de la moto. Cet incident rappelle l’importance cruciale de la prudence et du respect du Code de la route, notamment en agglomération, pour assurer la sécurité de l’ensemble des usagers.

T.M.

Fokontany Tanamakoa P/elle 12/11 : Fivarotana iray notafihana jiolahy fito, tera-tany vahiny iray naratra mafy

0
Tanà : Roalahy manao fanamiana polisy manery mandoa vola

Samy taitra ny manodidina ity asan-jiolahy tamin’ny famakiana fivarotana tao Tanamakoa P/elle 12/11 tokony tany amin’ny misasak’alina sy sasany tany ho any ny sabotsy teo. Niezaka niantso ny mpitandro filaminana ireo vahoaka manodidina saingy tsy nety azo izy ireo raha tsy adin’iray sasany taty aoriana.

Tao anatin’izany anefa dia tafiditra tao amin’ilay fivarotana ireto jiolahy fito lahy ireto, satria mora tamin’izy ireo nanampitsoka ilay varavarana. Vao tafiditra tao an-trano anefa ireto jiolahy, dia niezaka nitady vola ka nanohitra izany ilay tera-tany vahiny ka voadaroka avy hatrany ny tenany tamin’izay. Vokany naratra mafy teo amin’ny lohany, teo amin’ny tratrany ary teo amin’ny tongony ilay tera-tany vahiny. Raha nahazo sy nahita ny zavatra notadiaviny sy nokarohany ireto jiolahy fito dia lasa, ka taorian’izay nisy ny fitondrana ity tera-tany vahiny teny amin’ny toeram-pitsaboana. Nandritra ny fidiran’ireto jiolahy tao amin’ilay fivarotana dia niezaka saika hanampy ilay tera-tany vahiny manambady Malagasy ity ireo manodidina azy, saingy norahonan’ireo jiolahy mba hiverina raha tsy ho faty. Araka ny fanazavana ihany koa dia ny olana amin’ny kartie ao Tanamakoa ity dia ny resaka fanazavana ny Tanana, satria raha mba manao fanangonam-bola ny vahoaka hividianana takamoa dia tsy maharitra izany maty avokoa.

Ankoatra izany dia tokantrano iray tao Ankirihiry Avaratra P/elle 11/55 koa voatafika ny zoma teo tamin’ny 03ora maraina jifoha ny sabotsy. Telo lahy misarontava sy ireo namany izay tsy fantatra ny isany teny ivelany miambina ireo olona mifitra amin’ilay famakiana trano, indray no nahavita izany. “Tsy mpamono olona izahay fa mitady vola fotsiny” hoy ireo jiolahy, ka lasany tamin’izany ny vola sy ny finday rehetra tao an-trano, ary mbola nangatahan’izy ireo ny code ny “code” ny “mobile money” rehetra talohan’ny nialan’izy ireo ilay trano novakiany. Tao anatin’izay raha nanaraka ny nolazainy ireo olona tao an-trano dia tsy nikasin-tanana na nandratra olona ireto jiolahy ireto.

Raha ny eto Toamasina aloha tato ho ato noho ny ezakan’ny mpitandro filaminana dia foana ny fanafihana mitam-basy amin’ny andro mazava, saingy lasa fanafihana sy famakiana trano amin’ny alina indray izany, satria hain’ireo jiolahy ny zava-misy amin’ny alina. Mangataka noho izany ny vahoaka mba hisian’ny fisafoana matetika amin’ny alina ireo fokontany indrindra fa ireo mafana.

Malala Didier

Itaosy : Mpanafika taxi-moto ravan’ny zandary

0
Tanà : Roalahy manao fanamiana polisy manery mandoa vola

Efa maty paika ny teti-dratsin’izy ireo, entina hanafihana ireo taxi-moto : ny iray mody manao mpandeha, ary ny roa manaraka avy ato aoriana amin’ny alalàn’ny môtô ihany. Soa fa tonga ara-potoana ireo mpitandro filaminana, ka rava maina ny tetika. Voasambotra avokoa izy telolahy, niaraka tamin’ireo fitaovana fentin’izy ireo manao ny asa ratsiny. Tranga  teny amin’iny faritra Itaosy iny, ny herinandro lasa teo.

Raha ny fampitam-baovao azo tokoa dia efa tambazotra iray mihitsy ireo mpanafika môtô satria dia mipetrapetraka ny paik’ady izy ireo. Tamin’ity tranga ity dia mody nifamaly tamin’ny resaka saran-dalana izy ireo kanefa efa nivonona ny handrava ilay mpitondra taxi-moto. Tamin’io fotoana io dia nisy nampandre avy hatrany ireo zandary, rehefa nihamafy ny fifamaliana teo amin’ny roa tonta teny amin’iny faritra Ambohidrapeto iny. Efa nisy ny saran-dalana voafaritra mialohan’ny iangàna kanefa nony tonga teo amin’ny toerana dia raikitra ny fifamaliana. « Nanomboka nila vaniny mitady fomba hiadiana sy tsy handoavana ilay frais izy ireo. Ary manao izay fomba hitondrana ilay mpamilin’ilay taxi-moto any amin’ny mangingina ». Vantany vao nahita ireo zandary anefa dia nanao tari-dositra avy hatrany saingy voasambotra ihany. Nahitàna « cagoule mainty », ranonjavatra mahery vaika (bigboss vita gasy hoy ny zandary), ary angiba be (matraque) tao anatin’ny kodiaran-droan’ireto olon-dratsy ireto. Marihana fa « asa ratsy efa fanaon’izy ireo ny miketrika môtô an’ny taxi-moto toy izao ary efa misy mpanome faktiora hosoka miaramiasa amin’izy ireo » hoy hatrany ny zandary.

Telolahy moa ireo voasambotra ireto, izay notanana natao andrimaso ho amin’ny famotorana. Mbola mitohy kosa ny fanadihadiana, entina hikarohana ireo mpiray tsikombakomba amin’izy ireo, raha ny vaovao azo hatrany.

m.L

Ampefiloha : Vehivavy mpisoloky anaty taxibe voasambotra

0
Tanà : Roalahy manao fanamiana polisy manery mandoa vola

Ela ny ela, hoy ny mpanara-baovao. Voasambotra tetsy Ampefiloha ilay ramatoa malaza ratsy amin’ny resaka fisolokiana famerim-bola anaty taxibe, ny andron’ny sabotsy teo, araka ny fampitam-baovaon’ny pôlisy.

Ny zava-nisy, raha ny vaovao hatrany dia nitranga savorovo tao anaty zotram-pitateraka iray teny an-toerana ka niditra an-tsehatra avy hatrany ireo pôlisin’ny fifamoivoizana. Ny antony dia tsy iza fa ilay ramatoa lehibe, fantatry ny maro amin’ny fisolokiana famerim-bola ao anaty taxibe. Efa nanao ny fanaony indray mantsy ilay ramatoa, kanjo nisy nahatsikaritra ary raikitra ny fifamaliana. « Efa nisy tamin’ireo mpandeha mihitsy no handeha hikasin-tanana azy» hoy ny pôlisy.

Tsiahivina fa efa maromaro ihany ireo mpanampin’ny mpamily voan’ity farany, hoy ny fampitam-baovao, ary vao tsy ela akory, ny herinandro lasa teo no tao anatin’izany savorovoro izany ity ramatoa ity, teny amin’iny faritra Ambodimita ity. Tranga izay nanjary nalaza tsy fidiny tao anaty tambazotra sosialy moa. Ary dia io niverina tao anaty zotra 138 tetsy Ampefiloha io. Mbola io ramatoa io ihany no fositra, hany ka voatery nisambotra azy ireo pôlisy. Marihana fa mitovy hatrany ny fomba fiadiny, entina hamelezana ireo mpanampin’ny mpamily. Mody mitaky famerim-bolan’ny saran-dalana izay tsy nomeny akory izy ka raha mamaly ilay resevera dia rahonany amin’ny fangalàna sary na mody miantso mpitandro filaminana amin’ny finday ny anao vavy.

Ao anatin’ny famotorana azy tanteraka moa ireo pôlisy amin’izao etsy amin’ny biraon’ny kaomisaria foibe etsy Tsaralalàna, ary heverina fa atolotra ny Fampanoavana anio ny raharaha.

m.L

Royauté : Harea Tinahy Tsialia Georges Kamamy intronisé roi des Sakalava du Menabe

0
Tanà : Roalahy manao fanamiana polisy manery mandoa vola

A un mois et quelques semaines du rapatriement du crâne sacré du roi Toera (vers 1853–1897) à Madagascar, le nouveau roi du groupe humain « Sakalavan’i Menabe », Harea Tinahy Tsialia Georges Kamamy vient d’être intronisé à Belo-sur-Tsiribihina vendredi. Heure précise, à midi dix-huit. Une nouvelle page de la monarchie de cette région de Madagascar, chargée de l’une des plus grandes histoires anti-coloniales, s’ouvre. Le retour imminent de la relique royale sur ses terres se profile à l’horizon. Le nouveau roi coutumier succède à Magloire Kamamy qui a tourné le dos le 7 mai à l’âge de 83 ans. Lors de l’intronisation de vendredi, des bals improvisés ont animé la ville de Belo-sur-Tsiribihina.

Maminirina Rado

Kianja Barea : Communion nationale pour les 65 ans de l’Indépendance

0
Tanà : Roalahy manao fanamiana polisy manery mandoa vola

L’« Antsam-piderana ho an’ny firenena » au stade Barea hier a lancé la semaine de célébration des festivités du 26 juin dans la capitale. Le président Andry Rajoelina a honoré ce moment de sa présence et de son discours.

Avec son titre « Hatramin’ny farany », Henika a fini de transformer le stade Barea en temple géant lors de l’« Antsam-piderana ho an’ny firenena » hier dans l’après-midi. Les gradins tardaient pourtant à se remplir à la moitié du show. Point de foi et de musique « alléluia » ne recule pas, se disaient probablement les quatorze artistes venus chauffer l’âme du public sur scène. Pepe Shine rajoute une couche avec son tube « Mahatoky loatra ». Tout le stade Barea décide de rester debout. Les « Jesôsy ô » et « Alléluia » pleuvent au micro. Un fait à reconnaître, la qualité vocale de la musique évangélique dépasse de peu celle de la musique profane actuelle, surtout chez la gente féminine. La crainte de se retrouver chez Belzébuth et ses ouailles en cas de fausse note pourrait y être pour quelque chose. Comme toujours dans le public se trouvent ces messieurs en quête de leur dulcinée pour quelques jours ou pour l’autel. C’est presque culturel à Madagascar durant ce genre d’événement. A l’observation des gestes de dévotion dans le public : des paumes tournées vers le ciel sans nuage, des visages crispés… l’on peut déduire que celui-ci avait réellement besoin de cette communion évangélique. La vie des Malgaches est hardcore en ces temps. Les esprits faiblissent et versent petit à petit dans le vampirisme social et l’assèchement moral. Pauvreté extrême oblige, la Grande Île vît la période la plus sombre de son histoire depuis la colonisation, rien qu’à voir les mauvaises nouvelles qui bouleversent son quotidien. Pour maintenir la ferveur du stade, l’animateur annonce des feux d’artifice et un show de drones exceptionnel. Et cerise sur le gâteau, Dena Mwana – version congolaise d’une Beyoncé des plaines de Judée – complète la plénitude de cet « Antsam-piderana ho an’ny firenena ». Les festivités de l’Indépendance sont pleinement lancées.

Maminirina Rado

Allée des palmiers : « Mozika Festivaly » séduit sans confirmer

0
Tanà : Roalahy manao fanamiana polisy manery mandoa vola

La musique des rues a littéralement retrouvé la rue samedi après-midi à l’Allée des palmiers à Antsahavola pour le « Mozika Festivaly », sous les yeux incrédules des « changeurs de devises ». Une scène au fond de la rue pavée bordée de ces majestueux arbres, repères inratables des lieux. Lion Hill, dans la matinée, Fab’s Brown et Rndr, en début d’après–midi ont resocialisé le rap et ses cousins au cœur de Tananarive. Puisqu’il n’y avait pas seulement ces trois chanteurs, Samoëla et Wendy Cathalina, des « variétistes » ont servi de finisseurs pour ce festival. Il faut croire que la musique urbaine possède un « crowd » bien compact. Loin de ces publics de petites salles, de « barroom » ou de coins miteux de la capitale. Le rap de Fab’s Brown, « qui a fait la première partie de Tiakola lors de son passage » glousse fièrement Miora Rasetrason de l’équipe d’organisation, sonne urbain, résolument tananarivien et actuel. Dans le public, la devanture a été occupée par une bande de groupies, des groupes de jeunes gens en casquettes griffées au look « street » fixent la gestuelle de Fab’s Brown. Dès son arrivée par l’arrière-scène, Rndr reçoit une salve de « hhiiiiiiii » de jeunes demoiselles surexcitées venant du public féminin. Puis ce dernier monte sur scène, la chaleur monte d’un cran. Il vient juste d’essuyer 15 minutes de selfies avec des fans, derrière la scène. À l’applaudimètre, le rappeur vit en ce moment le quart d’heure de gloire de sa carrière. Puis vers 17h30, Samoëla est venu faire son… Samoëla, avec la même vibration qu’il traîne depuis plus de trois décennies. Wendy Cathalina a conclu le « Mozika Festivaly » en début de soirée.

Maminirina Rado

Fête de la musique : Rencontre entre fans et artistes sur toute la Grande-Ile

0
Ayo Naej à Mahajanga.
Ayo Naej à Mahajanga.

La Fête de la musique, le rendez-vous des mélomanes, les amateurs et passionnés du cinquième art se sont réunis dans toutes les grandes villes de Madagascar.

L’Alliance Française, à travers ses centres culturels implantés presque sur toute la Grande-Ile a énormément contribué à ce succès. À Mahajanga, les fans ont rencontré Stella Lyncha et Ayo Naej à l’Hôtel de ville. À Morondava, plus de 12 artistes ont successivement occupé l’estrade devant la mairie. À Tuléar, « la Fête de la musique 2025 a officiellement été ouverte par Batucada Arofo Sun au Vakok’Arts Trano, et déjà, les rythmes résonnaient et l’énergie est tout de suite montée d’un cran ». Tamatave a accueilli M School Musique, NGC 501, le collectif réunionnais Famila Muzika, ainsi que Roots Man en tête d’affiche. Dans la capitale de la vanille, les chanteurs locaux ont assuré leur live, et Olo Mazava les a rejoints.

Cet événement est aussi une occasion pour tous les artistes d’exposer leur talent. À Antsiranana par exemple, des groupes de danseurs ont été dévoilés au grand public samedi dernier. La Fête de la musique est en quelque sorte une introduction à la semaine de la célébration de l’indépendance. Par ailleurs, l’État soutient de près et de loin ce genre d’activité afin que la jeunesse puisse s’épanouir. Ce deuxième semestre sera chargé de festival, car ce sont les vacances !

Iss Heridiny

Star Tour Tana : Les Tananariviens conquis

0
Samoëla égal à lui-même.
Samoëla égal à lui-même.

Durant les trois jours du Star Tour Tana, le Coliseum Antsonjombe n’a pas désempli. Malgré le froid, et bien que les festivités se soient poursuivies jusque tard dans la nuit, l’ambiance est restée chaleureuse. Les stands de consommation ont été érigés pour permettre aux familles et amis de passer des moments conviviaux, les attractions, jeux et animations de la partie kermesse de la fête, et notamment les différents spectacles qui ont mis petits et grands en émoi. Le choix des artistes à l’affiche de chaque édition du Star Tour résulte de sondages préalablement menés par la Star, l’initiatrice de ce rendez-vous annuel. Il s’avère que ces choix ont été judicieux, cette fois-ci encore, et ce bien que de nombreux événements aient également eu lieu durant cette fin de semaine. En effet ce week-end accueillait la Fête de la musique, célébrée chaque 21 juin et le lancement des différents podiums dans le cadre de la célébration de la fête nationale.

Skaiz, AmbondronA, Lion Hill, Samoëla, Basta Lion, Tsota et Ljo ont donc conquis les 40 000 visiteurs de ce Star Tour.

Mais les piques pleines d’humour de Fou Hehy, Barhone et Teg et les sessions d’animation de Dj Three T, Dj Looping et Raerz ont également eu leur petit effet.

Si c’est l’aspect divertissement qui attire généralement la foule dans ces festivités, le public a également pu bénéficier de sensibilisation sur le respect de l’environnement à travers le programme Kopakelatra. Des dispositifs et des jeux qui incitent à une meilleure gestion des bouteilles recyclables et à adopter de bonnes pratiques écoresponsables ont été mis en place durant l’événement. Une preuve qu’il est tout à fait possible de toujours joindre l’utile à l’agréable.

Hanitra Andria