- Publicité SW45 -
jeudi, octobre 24, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversPasitera manolana : Lamaodin’ny fiangonana zandriny?

Pasitera manolana : Lamaodin’ny fiangonana zandriny?

Vao tsy ela akory izay no nisy pasitera teo anivon’ny fiangonana zandriny iray eto an-drenivohitra, naiditra eny Tsiafahy rehefa naha-bevohoka zaza tsy ampy taona. Tsy vitan’ny tsy ampy taona fa zaza ao amin’ny kilasy faha-fito eny anivon’ny EPP. Izao koa dia re fa nisy iray hafa nosamborin’ny mpitandro ny filaminana noho ny antony mitovy. Ito farany dia manana sampana miahy ny zaza kamboty. Ankizy teo anivon’io no nivadihany tampoka ka nanaovany firaisaina ara-nofo. Nitondra vohoka ilay zaza. Nipetraka ny fitoriana ary na niezaky ny nandamina aza ilay pasitera dia tsy takona nafenina intsony helony.  Nandeha ny fanadihadiana rehetra ary tsy ho ela dia hatolotra ny fampanoavana ilay pasitera.

D.R

- Publicité -
- Publicité Google Ads -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser