- Publicité SW45 -
samedi, septembre 21, 2024
AccueilFaits-DiversPetite vitesse : Mpisam efatra indray voasambotra

Petite vitesse : Mpisam efatra indray voasambotra

MPISAMMpisam efatra indray no tratran’ny polisy avy ao amin’ny “commissariat central” tao anatin’ny roa andro. Ny roa voalohany voasambotra teny Soarano, ny fahatelo teny amin’ny petite Vitesse ary ny fahefatra farany mbola teny amin’ny Petite Vitesse ihany. Ity mpangaroam-paosy ity dia naka telefonina polisy natao eo amin’ny paosin’ny lobany. Mitohy hatrany ny ady ataon’ny Polisim-pirenena amin’ny ady amin’ny sinto-mahery, harom-paosy ary fanendahana amin’izao ankatoky ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona izao. Vao tamin’ny fiandoahan’ny heriandro no nahatratrarana vehivavy iray voalaza fa lehiben’ny mpangarom-paosy eny Analakely sy ny manodidina. Olona fito no niaraka tratra taminy.

r.s.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser