- Publicité -
mercredi, juillet 16, 2025
AccueilFaits-DiversPolisim-pirenena teto Ambositra : Fambolen-kazo ny polisim-pirenena

Polisim-pirenena teto Ambositra : Fambolen-kazo ny polisim-pirenena

Arakin’ny lamina napetrakin’ny ministera ny filaminam-bahoa, dia ny zoma faha 8 febroary lasa teo, ny polisim-pirenena no nanatanteraka ny fambolen-kazo manerana ny Nosy.

Ho an’ny « Brigade de la sécurité publique » eto Ambositra manokana, izay tarihin’ny lehibeny, ny « commissaire divisionnaire », Razafindravonona Joseph, dia tao amin’ny « domaine des écoles des frères écoles chrétienne »tao Analabe, no nanatanteraka ny  adidy masina, ka zanakazo kininina miisa 200 fototra no novolena tamin’izany.

Marihina, fa isan-taona, ny polisim-pirenena eto Ambositra, dia mandray anjara amin’ny fambolen-kazo ho fikajiana ny tontolo iainana izay adidy masina ho fiarovana ny tanindrazana iombonana.

Anastase

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici