- Publicité SW45 -
mercredi, juin 26, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversPort-Berger : Rangahy maty notsindrin’ny kibota

Port-Berger : Rangahy maty notsindrin’ny kibota

Ny alatsinainy lasa teo no niseho ny lozam-pifamoivozana iray tao amin’ny tanàn’ny Befotaka teo amin’ny PK 166 ; lehilahy iray nitondra kibota tokoa mantsy no nisongona  kamiao iray mijanona eo amoron-dalana ;tsy nisasaka akory anefa ny vatan’ilay kamiao nohoarany no indro nitsidika nifanena taminy ialy kamiao mpitondra solika na irony « citerne » irony. Nikoropaka noho izany itympamilin’ny kibota ka tonga dia niala ny lalana nisy azy ; nivarina tany anaty hantsana anefa izy tamin’izany ka ampelatanan’ny zandary an antoerana moa ny raharaha amin’izao.

ALEM

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité.-
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser