- Publicité SW45 -
lundi, mai 27, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversRadio HAJA Antsirabe : Noraketina ho boky ny fandaharana « izy no...

Radio HAJA Antsirabe : Noraketina ho boky ny fandaharana « izy no iza? »

BOKYFandaharana iray ao amin’ny onjapeo tsy miankina iray an’ny fiangonana katolika Radio Haja eto Antsirabe ny « izy no iza?”. Mitantara ny mombamomba sy ny   lalana nodiavin’ireo olomangan’i Vakinankartra no tena votoatin’ny fandaharana. Feno herintaona ankehitriny ny fandaharana ka noho ny fangatahan’ny maro sy ho tsangambaton’ny faha herintaona dia nosoratana sy noraketina ho boky ny fandaharana. Nambaran-dRtoa Randriarivony Hanitra, isan’ny namorona ny fandaharana, fa ny boky no mitahiry  ny tantaran’ireo olomanga tokony ho filamatra sy halain-tahaka. Nomena ny anarana hoe « Boky loharanon-tsoa sy fantsakana » ity andiany voalohany ity. Araka ny fantatra dia efa nahatratra 30 ireo nivahiny tamin’ny fandaharana ka ny 17 tamin’izy ireo aloha no voarakitra ao anaty boky.

Andry N.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser