- Publicité SW45 -
samedi, juillet 27, 2024
AccueilFaits-DiversRaharaha grenady : Vehivavy lehibe iray namoy ny ainy

Raharaha grenady : Vehivavy lehibe iray namoy ny ainy

Tsy mbola tapitra hatramin’izao ny takaitra navelan’ilay grenady nipoaka teny Anosy tamin’ny sabotsy faha 25 janoary lasa teo. Fantatra, omaly,  fa ramatoa iray no namaoy ny ainy. Tsy anisan’ireo nipoahaan’ny grenady akory izy fa ny zanany vavy no voan’izany. Voatery tsy maintsy notapahany ny tongon’ity zanany ity. Raha naheno ny vaovao izy dia tapaka lalan-drà madinika. Nampidirina teny Befelatanana nanaraka fitsaboana. Omaly anefa dia maty ilay ramatoa lehibe 70 taona noho ny alahelony an-janany.

r.s.

- Publicité -
- Publicité Google Ads -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser