- Publicité -
vendredi, juin 6, 2025
AccueilFaits-DiversRakotondranisa Lalanirina : Nizara kilalao ho an’ny ankizy tao Ambondromamy

Rakotondranisa Lalanirina : Nizara kilalao ho an’ny ankizy tao Ambondromamy

Noho ny fetin’ny  krisimasy sy ny faran’ny taona dia nizara kilalao sy  nampifalifaly ireo ankizy tao amin’ny kaominina Ambondromamy ditrikan’Ambato-Boeny Rakotondranisa Lalanirina, antsoina hoe Rina ny 29 desambra lasa teo. Izao moa dia tafiditra amin’ny hetsika izay efa fanaony isan-taona ihany fa nosafidiana manokana indray ny tao amin’ny kaominina Ambondromamy tamin’ity indray mitoraka ity. Ankizy 500 no nahazo tombontsoa tamin’izany. Natao izao mba ho fitinjovana ny sosialim-bahoaka sy hampifalifaly ny ankizy amin’izao Asaramanitra izao.

Nangoni’i Dominique R.

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser