- Publicité -
mercredi, novembre 5, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversRN13 – Amboasary Atsimo : Taksiborosy nivadika, mpandeha iray maty tsy tra-drano,...

RN13 – Amboasary Atsimo : Taksiborosy nivadika, mpandeha iray maty tsy tra-drano, olona am-polony naratra mafy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona indray tany amin’ny lalam-pirenena faha-13, afak’omaly, vokatry ny fivadihan’ny taksiborosy iray hihazo an’i Tolagnaro, tao Mahatsinjo, distrikan’ Amboasary Atsimo, ka mpandeha iray no maty tsy tra-drano ary am-polony kosa ireo naratra mafy. Raha ny tati-baovao voaray, dia nanao taingim-be sady nandeha mafy tao anaty lalan-dratsy ity fiarakodia efa antitra ity, ka antony niteraka ny loza nahatsiravina.

Eric Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici