- Publicité -
samedi, décembre 20, 2025
AccueilFaits-DiversRN7 : Lozam-piarakodia, olona telo maty

RN7 : Lozam-piarakodia, olona telo maty

Omaly tokony tamin’ny 4 ora ariva teo, tamin’iny lalam- pirenena faha fito iny (RN7) no nahitana lozam-piarakodia, 55 kilometatra miala’Antananarivo, Sprinter manga iray mitondra mpandeha maro, avy any Manakara izy ity  izay hiakatra an’Antannanrivo no niharan’izao loza mahatsiravina izao, Vokany, olona telo no namoy ny ainy izay tsy nialana nenina teny amin’ny tombim-pahasalamana akory. Naratra mafy avokoa ny mpandeha rehetra niaraka amin’ny mpamily.  Ilay  fiara kosa nivdibadika ambony ambany, ary potika tanteraka. Tsy nisy noraisina ireo entana rehetra tao anatiny. Tsy fantatra mazava moa ny anton’ity loza ity hatreto. Ireo naratra kosa efa manohy ny fitsaboana eny amin’ny tombim-pahasalamana amin’izao fotoana izao.

Nangonon’i FINARITRA.R (Stagiaire)

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

2 Commentaires

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici