- Publicité -
samedi, novembre 22, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversSakaraha : Dahalo rain-dahiny matin’ ny zandary

Sakaraha : Dahalo rain-dahiny matin’ ny zandary

Dahalo valo lahy be zao miaraka amin’ ny basim-borona no nanafika tanàna iray tao  Beraketa, ny harivan ‘ny talata 04 febroary lasa teo . Nihetsika avy hatrany ireo fokonolona sy ny zandary tao an-toerana ka raikitra ny fanarahan-dia. Tsy lasa lavitra anefa ireto jiolahy ka  vao nahatazana ireto mpana-radia dia nitifitra, tsy nanaiky izany koa ireto  mpanenjika ka raikitra tamin’ izay ny fifampitifirana. Lavo avy  hatrany  ny iray tamin’ ireo dahalo, izay antsoina hoe Minisitra , izay tena  dahalo ikoizana amin’ ny fanafihana mitam-basy ary tsy mitsitsy tokoa .

ALEM

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser