- Publicité -
samedi, juillet 5, 2025
AccueilFaits-DiversSakaraha : Fanafihana « carrière », olona efatra maty vaotifitra

Sakaraha : Fanafihana « carrière », olona efatra maty vaotifitra

Ny faha-21 jolay teo, tokony ho tany amin’ny 7 ora hariva tany, nisy andian’olona miisa hatrany amin’ny 17 nanafika faritra misy “carrier” tany Sakaraha. Vokatr’izany, olona dimy no voatifitra ka maty ny efatra. Ny vaovao no nahafantarana fa tamin’ireo jiolahy 17 ireo, ny 13 nitondra basy avokoa. Tsy mbola fantatra moa hatramin’izao ny zavatra lasan’ireo mpandroba ireo. Ny feom-basy nirefodrefotra no nanaitra ny olona rehetra teo amin’ilay « carrière ». Efa tonga tany amin’ilay faritra ny mpitandro filaminana manao ny fanadihadiana.

nangonin’i r.s.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici