- Publicité -
samedi, janvier 10, 2026
AccueilFaits-DiversSambava : Lavanila maitso milanja 91 kg sarona

Sambava : Lavanila maitso milanja 91 kg sarona

Lavanila tsy matoy milanja 91 kilao no tra-tehaka indray tany amin’ny Distrikan’i Sambava, afak’omaly. Raha ny tati-baovao voaray, ny 78 kg tamin’ireo lavanila maitso ireo dia sarona tao Morafeno, raha tany Benavony kosa no azo ny 13 kilao ambiny. Taorian’ny fanadihadiana nataon’ny Zandary avy ao amin’ny « Poste avancé » Farahalana,  dia nopotehina ary nalevina ireo lavanila izay efa nanomboka simba ny ankamaroany.

Eric Manitrisa

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici