- Publicité -
mardi, décembre 23, 2025
AccueilFaits-DiversSambava : Tafakatra 1.000 Ariary ny voatabia iray, 135.000 Ar ny gonim-bary

Sambava : Tafakatra 1.000 Ariary ny voatabia iray, 135.000 Ar ny gonim-bary

Amin’izao fisokafan’ny taom-pitaozana lavanila (vavasaha) izao, dia miaka-bidy izaitsizy ny vidin-javatra any amin’ny faritra Sava, indrindra ireo entana ilain’ny mponina amin’ny fiainany andavan’andro. Raha ao Sambava manonkana ohatra, araka ny fampitam-baovao azo, dia tafakatra arivo Ariary ny  voatabia iray ankehitriny. 135.000 Ar ny gonim-bary, 5.000 Ar Eau vive iray, . . . , ary tsy laitra vidina ny hena sy ny trondro. Manoloana ny fiakaran’ny vidin’entana, dia mikaikaina ny ankamaroan’ny mponina, satria tsy ny olon-drehetra no manana vola lavanila.

Eric Manitrisa

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici