Hankalaza ny tsingerin-taona faha-64 ny Sekoly Sedera FJKM Amboniloha amin’ity taona ity. Mba hikarakarana ny fanokanana amin’ny fomba ofisialy ny Lycée dia antsoina ireo maintimolahy sy ireo rehetra nandalo tao amin’ny sekoly ho tonga hivory eny an-toerana amin’ny sabotsy faha-8 febroary izao handinika ny zavatra ho tanterahina amin’izao taom-pankalazana izao.Amin’ny 4 ora hariva ny fotoana.Tongava maro.
Articles qui pourraient vous intéresser