- Publicité SW45 -
jeudi, octobre 24, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversSekoly Sedera FJKM Amboniloha : Hankalaza ny faha-64 taonany

Sekoly Sedera FJKM Amboniloha : Hankalaza ny faha-64 taonany

Hankalaza ny tsingerin-taona faha-64 ny Sekoly Sedera FJKM Amboniloha amin’ity taona ity. Mba hikarakarana ny fanokanana amin’ny fomba ofisialy ny Lycée dia antsoina ireo maintimolahy sy ireo rehetra nandalo tao amin’ny sekoly ho tonga hivory eny an-toerana amin’ny sabotsy faha-8 febroary izao handinika ny zavatra ho tanterahina amin’izao taom-pankalazana izao.Amin’ny 4 ora hariva ny fotoana.Tongava maro.

- Publicité -
- Publicité Google Ads -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser