- Publicité -
mercredi, février 18, 2026
AccueilFaits-DiversSoalihy Moussa : Afaka noho ny fisalasalàna

Soalihy Moussa : Afaka noho ny fisalasalàna

mpiasa teo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika nandritry ny fitondràna volom-boasary. Isan’ny tena nahafantaran’ny olona azy ny fandraisana anjara mavitrika izay nataony teo anivon’ny tambajotra sosialy mba niarovana ny Filoha tamin’izany. Ny volana desambra teo izy dia nosamborina tao an-tranony teny 67Ha ary notazomina nandritry ny roa herinandro teny amin’ny mpanao fanadihadiana. Vita izay dia natolotra ny Fampanoavana noho ny fanohitohinana anatiny ary napetraka teo ambany fanaraha-mason’ny fitsaràna nanomboka teo. Ankehitriny dia afaka noho ny fisalasalàna izy. Isan’ny nanotrona azy teny Anosy ny mpaneho hevitra mavitrika amin’ny tambajotra sosialy toa an’i Paolo sy Zaref.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici