- Publicité -
lundi, juin 23, 2025
AccueilFaits-DiversTana : Mailo amin’ny dahalo !

Tana : Mailo amin’ny dahalo !

Mitohy hatrany ny fahamailoan’ny mpitandro ny filaminana, momba ny famerenana eo anivon’ny fiarahamonina ireo dahalo avy any Atsimo sy ny fampiakarana ny ampahany amin’izy ireo eto an-drenivohitra. Loharanom-baovao eo anivon’ny mpitandro ny filaminana no nahafantarana, fa manahy mafy izy ireo fa ireo dahalo ireo no ahiana ho tompon’antoka tamin’ny fanafihana sasantsasany; izay nitranga teto Tana. Mainka koa nanamafy ny fanahian’ireo ny fisian’ny dahalo mitam-basy izay sarona tetsy amin’ny fiantsonan’ny taxi-brousse tetsy Ambodivona.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser