- Publicité -
mercredi, février 4, 2026

Tapatapany

# – Ampasika. Trano hazo iray kilan’ny afo.  Omaly maraina tokony ho tamin’ny 8 ora, nirehitra ny trano hazo iray teny Ampasika. Kila tanteraka ilay izy ary levon’ny afo avokoa ny entana  rehetra. Voalaza fa tao amin’ny rihina ambony no nonomboka ny fahamaizana. Tsy fantatra marina ny antony. Nikoropaka ny manodidina nifandrimbona tamin’ny famonoana ny afo. Soa aloha fa tsy nisy ny naratra na ain’olona nafoy tamin’ity fahamaizana ity.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

S'abonner à notre newsletter