- Publicité SW45 -
dimanche, avril 28, 2024

Tapatapany

# – Anosibe. Bar voatafika. Ny harivan’ny alahady teo tany amin’ny 6 ora tany ho any, nirefotra ny basy teny amin’ny faritra Anosibe. Ireo nahita, satria mbola maro ny olona nifamezivezy teny an-dalana, dia samy raiki-tahotra avokoa. Rehefa nojerena dia fivarotana zava-pisotro iray, tsy dia lavitra fivarotam-panafody, no nifatraran’ireo mpangalatra. Tsy fantatra aloha hatramin’izao ny anton’izany. Maro ny resaka re teny an-toerana mikasika ity fanafihana ity.

nangonin’i r.s.

- Publicité Google Ads -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser