- Publicité -
mercredi, mai 14, 2025

Tapatapany

# – Amobon’Isotry. Lehilahy maty an-dàlana. Omaly maraina, gaga ny olona teny amin’ny faritra Ambodin’Isotry nahita lehilahy iray avy hatrany dia nihinjitra teny amoron-dalana. Tsy nisy nahafantatra izay nahazo an’ity olona ity, fa rehefa nojerena dia toa efa maty ilay izy. Tsy nisy olona nahalala azy koa ireo nahita ny fandehan-javatra.

# – 67 Ha. Lasan’ny mpisam ny telefaonina. Ramatoa nitondra fiara 4X4 variana nitelefaonina no sendra mpisam teny amin’ny 67 Ha,amin’ny làlana mihazo ny CENAM iny. Tena variana tokoa ilay vehivavy ka tsy nahatsikaritra akory,fa efa nisy nanaraka akaiky izy. Indray mipi- maso, voaendaka. Izay vao gaga, satria ny fitaratry ny fiara tsy niakatra akory.

nangonin’i r.s.

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser