- Publicité -
dimanche, juin 22, 2025

Tapatapany

# Ankatso Médecine. Misy manahy hosoka. Taorian’ny zavatra niseho in-droa nisesy tao amin’ny biraon’ny « doyen », dia misy manahy ireo mpianatra ao amin’ny taona voalohany, ny mety hisian’ny hosoka amin’ny valim-pananadinana. Voalazan’izy ireo mantsy, fa raha potika ny taratarasim-panadinana dia tsy misy zavatra hotsaraina ao, ka mety ho « peta-toko » izany valiny izany hidirana taona faharoa ao amin’ity sampam-pampianarana ity. Mandeha mantsy ny feo, fa hivoaka ato ho ato izany valim-panadinana izany, raha ny nambaran’ireo solon-tenan’ny mpianatra taona voalohany (Paces) tafaresaka taminay.

Nangonin’i m.L

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser