- Publicité SW45 -
samedi, juillet 27, 2024

Tapatapany

# – Isotry. Vonoan’olona. Olona efatra no fantatra fa nosamborin’ny mpitandro filaminana teny amin’ny faritr’Isotry tamin’ny alatsinainy lasa teo. Voarohirohy tamin’ny famonoana mpivarotra izay niseho tamin’ny volana novambra izy ireo. Taorian’ny fanadihadiana naharitra fotoana elaela ihany no nahafantarana an’ireo olona ireo. Anisan’ny toerana be mpanendaka iny faritra iny.

# – Ambohitrimanjaka. Nisy nanafika tao amin’ny biraon’ny zandary. Ny alin’ny alatsinainy teo, olona roa no voalaza fa tonga tao amin’ny “poste avancé” an’ny zandary eny Ambohitrimanjaka. Ny voavoa no nahalalana fa nokapohan’izy ireo ny mpiandry raharaha ary navoakany ilay olona notazonina tao. Rehefa izany dia lasa nandositra ry zalahy. Efa misokatra ny fanadihadiana amin’izao fotoana izao.

Nangonin’i r.s.

- Publicité -
- Publicité Google Ads -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser